Psalms 12:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Samy milaza lainga amin’ny namany amin’ny molotra mandokadoka ny olona, ary fo mamorom-pitaka no itenenany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Vonjeo, ry Iaveh ô! fa mihafongotra ny tia vavaka: mihafoana tsy ho eo amin’ny zanak’olombelona ny mahatoky.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mba vonjeo re, TOMPO ô, fa miharingana ny mpivavaka marina; ary dia tsy misy intsony ny olona azo itokiana.
Malagasy Bible 1865
Samy milaza lainga amin'ny namany amin'ny molotra mandrobo izy; fo mamorom-pitaka no itenenany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Samy milaza lainga amin’ny namany amin’ny molotra mandokadoka ny olona, ary fo mamorom-pitaka no itenenany.
malagasy
Samy milaza lainga amin'ny namany amin'ny molotra mandrobo izy; fo mamorom-pitaka no itenenany.