Psalms 12:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Holevonin’NY TOMPO anie ny molotra mandokadoka rehetra sy ny lela miteny avonavona
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mifampilaza lainga no ataon’ny olona; molotra mandrobo sy feo mamorom-pitaka no itenenany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Lainga hatrany no ifampilazana: ny teny mandoka fa ny fo tsy azo antoka.
Malagasy Bible 1865
Holevonin'i Jehovah anie ny molotra mandrobo rehetra sy ny lela miteny avonavona,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Holevonin’NY TOMPO anie ny molotra mandokadoka rehetra sy ny lela miteny avonavona
malagasy
Holevonin'i Jehovah anie ny molotra mandrobo rehetra sy ny lela miteny avonavona,