Psalms 12:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
izay miteny hoe: Ny lelanay no mampahery anay; miandany aminay ny molotray; iza no tomponay?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Holevonin’i Iaveh anie ny molotra mandrobo rehetra, mbamin’ny lela miteny amin’avonavona,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hofoanan’ny TOMPO avokoa anie ny mpandoka sy ireo avo vava,
Malagasy Bible 1865
Izay manao hoe: hampahery anay ny lelanay;miandany aminay ny molotray; iza no tomponay?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
izay miteny hoe: Ny lelanay no mampahery anay; miandany aminay ny molotray; iza no tomponay?
malagasy
Izay manao hoe: hampahery anay ny lelanay;miandany aminay ny molotray; iza no tomponay?