Psalms 12:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Noho ny fampahoriana ny madinika sy ny fisentoan’ny mahantra dia hitsangana Aho ankehitriny, hoy NY TOMPO, hataoko mahita ny famonjena iriny ireny vingavingain’ny sasany ireny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
izay milaza hoe: «Mankahery anay ny lelanay; miandany aminay ny molotray, ka iza indray no ho tomponay?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia ireo izay manambara hoe: «Ny filàzanay no handresenay lahatra; hainay ny miteny, ka tsisy atahoranay!»
Malagasy Bible 1865
Noho ny fampahoriana ny ory sy ny fisentoan'ny malahelo, dia hitsangana Aho ankehitriny, hoy Jehovah; hovonjeko izay vingavingain'ny sasany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Noho ny fampahoriana ny madinika sy ny fisentoan’ny mahantra dia hitsangana Aho ankehitriny, hoy NY TOMPO, hataoko mahita ny famonjena iriny ireny vingavingain’ny sasany ireny.
malagasy
Noho ny fampahoriana ny ory sy ny fisentoan'ny malahelo, dia hitsangana Aho ankehitriny, hoy Jehovah; hovonjeko izay vingavingain'ny sasany. [Na: Hataoko mahita ny famonjena iriny izy]