Psalms 12:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny tenin’NY TOMPO dia teny madio toy ny volafotsy voarendrika tao anatin’ny memy amin’ny tany; eny, voadio impito.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Noho ny fahorian’ny ory, amam-pisentoan’ny mahantra, dia hitsangana Aho ankehitriny, hoy i Iaveh, dia hitondra aminy ny famonjena izay iriny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy kosa ny TOMPO hoe: «Hirotsaka an-tsehatra Aho izao noho ireo mahantra ampahorîna sy ireo malahelo mitaraina; hovonjeko ireo voavingavinga.»
Malagasy Bible 1865
Ny tenin'i Jehovah dia teny madio, tahaka ny volafotsy voarendrika tao anatin'ny memy ka mitsoriaka amin'ny tany eny, voadio impito.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny tenin’NY TOMPO dia teny madio toy ny volafotsy voarendrika tao anatin’ny memy amin’ny tany; eny, voadio impito.
malagasy
Ny tenin'i Jehovah dia teny madio, tahaka ny volafotsy voarendrika tao anatin'ny memy ka mitsoriaka amin'ny tany eny, voadio impito.