Psalms 12:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ianao, TOMPO ô, no hiambina azy, Ianao no hitahiry anay tsy ho azon’ity taranaka ity hatramin’izao ka ho mandrakizay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Teny madio ny tenin’i Iaveh, volafotsy voarendrika anatin’ny memy ambonin’ny tany Izy, ka voadio impito.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Madio ny tenin’ny TOMPO: toa volafotsy voarendrika tamin’ny memy anaty tany ka voadio impito miantoana.
Malagasy Bible 1865
Hianao, Jehovah ô, no hiaro azy, Hianao no hiambina azy mandrakizay tsy ho azon'ity taranaka ity.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ianao, TOMPO ô, no hiambina azy, Ianao no hitahiry anay tsy ho azon’ity taranaka ity hatramin’izao ka ho mandrakizay.
malagasy
Hianao, Jehovah ô, no hiaro azy, Hianao no hiambina azy mandrakizay tsy ho azon'ity taranaka ity.Raha avy izay isandratan'ny tsinontsinona eo amin'ny zanak'olombelona, dia mieboebo ombieniombieny ny ratsy fanahy. Fitarainana ataon'izay azom-pahoriana mafy loatra.