Psalms 12:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mivezivezy eny rehetra eny ny ratsy fanahy rehefa mitombo ny fahambanian-toetran’ny zanak’olombelona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ianao no hiambina azy, ry Iaveh ô; dia hiaro azy mandrakariva amin’ity taranaka ity.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
TOMPO ô, mitana ny teninao Ianao ka hiambina anay mandrakariva tsy ho azon’ny karazan’olona toy izany,
Malagasy Bible 1865
Raha avy izay isandratan'ny tsinontsinona eo amin'ny zanak'olombelona, dia mieboebo ombieniombieny ny ratsy fanahy. Fitarainana ataon'izay azom-pahoriana mafy loatra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mivezivezy eny rehetra eny ny ratsy fanahy rehefa mitombo ny fahambanian-toetran’ny zanak’olombelona.
malagasy
Raha avy izay isandratan'ny tsinontsinona eo amin'ny zanak'olombelona, dia mieboebo ombieniombieny ny ratsy fanahy. Fitarainana ataon'izay azom-pahoriana mafy loatra.