Psalms 12:9 — Compare Translations
2 translations compared side by side
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mandeha manodidina azy amim-panandratan-tena ny ratsy fanahy; fa araka ny isandratan’ny zanak’olombelona no hanetrena azy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
na dia mihaodihaody aminay aza ireny ratsy fanahy ireny ary na dia mihalò hatrany aza ny toetran’ny olombelona.