Psalms 120:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
NY TOMPO no nitarainako tamin’ny fahoriako dia namaly ahy Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fihirana fiakarana Tao anatin’ny fahoriako nitaraina tamin’i Iaveh aho, dia nohenoiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hira fiakarana. Fony aho tao an-katerena, dia nantsoiko ny TOMPO ka namaly.
Malagasy Bible 1865
Fihirana fiakarana. Jehovah no nitarainako tamin'ny fahoriako dia namaly ahy Izy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
NY TOMPO no nitarainako tamin’ny fahoriako dia namaly ahy Izy.
malagasy
[Fitarainana ataon'ny olona miara-mitoetra amin'izay tia ady] Fihirana fiakarana. Jehovah no nitarainako tamin'ny fahoriako dia namaly ahy Izy,[Na: Fihirana misy hevitra ambaratonga]