Psalms 120:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
TOMPO ô, vonjeo ny fanahiko amin’ny molotra mandainga; eny, amin’ny lela mamitaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Iaveh ô, vonjeo ny fanahiko amin’ny molotra mandainga, amin’ny vava fetsy ratsy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«TOMPO ô, mba afaho re aho amin’ny mpilaza lainga sy fitaka!»
Malagasy Bible 1865
Jehovah ô, vonjeo ny fanahiko amin'ny molotra mandainga, Eny, amin'ny lela mamitaka
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
TOMPO ô, vonjeo ny fanahiko amin’ny molotra mandainga; eny, amin’ny lela mamitaka.
malagasy
Jehovah ô, vonjeo ny fanahiko amin'ny molotra mandainga, Eny, amin'ny lela mamitaka