Psalms 120:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Inona no homeny anao, ary inona koa no hataony aminao, ry lela mamitaka?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Homena inona sy hahazo vokatra inona ianao, ry lela mpamadika?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Inona sy inona moa, ry mpilaza fitaka, no sazy hampiharin’Andriamanitra aminareo?
Malagasy Bible 1865
Inona no homeny anao, ary inona koa no hataony aminao, Ry lela mamitaka?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Inona no homeny anao, ary inona koa no hataony aminao, ry lela mamitaka?
malagasy
Inona no homeny anao, ary inona koa no hataony aminao, Ry lela mamitaka?