Psalms 120:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Zana-tsipìkan’ny mahery sady voaranitra, miaraka amin’ny vain’afon’anjavidy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Zana-tsipìka maranitry ny Mahery, mbamin’ny vain’afon’anjavidy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo zana-tsipîka maranitra fitondra miady, sady voarehitra tamin’ny vainafon’anjavidy!
Malagasy Bible 1865
Zana-tsipìkan'ny mahery sady voaranitra, Mbamin'ny vain'afon'anjavidy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Zana-tsipìkan’ny mahery sady voaranitra, miaraka amin’ny vain’afon’anjavidy.
malagasy
Zana-tsipìkan'ny mahery sady voaranitra, Mbamin'ny vain'afon'anjavidy.[Izahao 1 Mpan. xix. 4]