Psalms 120:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Lozako fa mivahiny eto amin’ny Maseka aho ary mitoetra ato an-dain’ny Kedara!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Endrey, ity manjò ahy mitoetra eto amin’i Meseka, sy monina atỳ an-dain’i Sedara!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dirandoza aho fa vahinin’olon-dia, niantrano tany amin’ny baribarianina!
Malagasy Bible 1865
Lozako, fa mivahiny eto amin'ny Maseka aho Ary mitoetra ato an-dain'ny Kedarita!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Lozako fa mivahiny eto amin’ny Maseka aho ary mitoetra ato an-dain’ny Kedara!
malagasy
Lozako, fa mivahiny eto amin'ny Maseka aho Ary mitoetra ato an-dain'ny Kedarita!