Psalms 120:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ela loatra izay no nitoeran’ny fanahiko teo amin’izay tsy tia fihavanana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ela loatra no niarahako nitoetra tamin’izay mankahala ny fivavahana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ela loatra no niarahako niaina tamin’olona tsy tia fiadanana.
Malagasy Bible 1865
Ela loatra izay no nitoeran'ny fanahiko teo amin'Izay tsy tia fihavanana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ela loatra izay no nitoeran’ny fanahiko teo amin’izay tsy tia fihavanana.
malagasy
Ela loatra izay no nitoeran'ny fanahiko teo amin'Izay tsy tia fihavanana.Raha izaho, dia fihavanana; Kanjo nony miteny aho, dia mila ady kosa ireny.