Psalms 120:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha izaho dia fihavanana no lazaiko; kanjo nony niteny aho dia mila ady kosa ireny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Olona tia fivavahana aho, nefa nony niteny amin’izay ireo dia ny ady no alehan’ny sainy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Vao itenenako fiadanana izy, dia mila ady amiko foana.
Malagasy Bible 1865
Raha izaho, dia fihavanana; Kanjo nony miteny aho, dia mila ady kosa ireny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha izaho dia fihavanana no lazaiko; kanjo nony niteny aho dia mila ady kosa ireny.
malagasy
Raha izaho, dia fihavanana; Kanjo nony miteny aho, dia mila ady kosa ireny.