Psalms 121:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manopy ny masoko eny amin’ny tendrombohitra aho; avy aiza ny famonjena ahy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fihirana fiakarana. Manopy maso eny amin’ny tendrombohitra aho; Avy aiza no hiavian’ny famonjena ahy?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hira fiakarana. Manopy maso any amin’ireo tendrombohitra aho. Avy aiza moa ny famonjena ahy?
Malagasy Bible 1865
Fihirana fiakarana. Manopy ny masoko ho amin'ny tendrombohitra aho; Avy aiza ny famonjena ahy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manopy ny masoko eny amin’ny tendrombohitra aho; avy aiza ny famonjena ahy?
malagasy
[Fahatokian'izay manana an'i Jehovah ho Mpiaro azy] Fihirana fiakarana. Manopy ny masoko ho amin'ny tendrombohitra aho; Avy aiza ny famonjena ahy? [Na: Fihirana misy hevitra ambaratonga][Na: Izay ihavian'ny famonjena ahy]