Psalms 121:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny famonjena ahy dia avy amin’NY TOMPO, Mpanao ny lanitra sy ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny famonjena ahy dia avy amin’i Iaveh, izay nanao ny lanitra sy ny tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Ny famonjena ahy dia avy amin’ny TOMPO, Mpanao ny lanitra sy ny tany!
Malagasy Bible 1865
Ny famonjena ahy dia avy amin'i Jehovah, Mpanao ny lanitra sy ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny famonjena ahy dia avy amin’NY TOMPO, Mpanao ny lanitra sy ny tany.
malagasy
Ny famonjena ahy dia avy amin'i Jehovah, Mpanao ny lanitra sy ny tany.