Psalms 121:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy mba havelany hangozohozo anie ny tongotrao; tsy ho rendrehana anie ny Mpiaro anao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy havelany ho tafintohina ny tongotro; tsy ho rendremana ilay miambina anao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Tsy havelany ho solafaka anie ny tongotrao; tsy ho rendremana anie ny mpiambina anao!
Malagasy Bible 1865
Tsy mba havelany hangozohozo anie ny tongotrao; Tsy ho rendrehana anie ny Mpiaro anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy mba havelany hangozohozo anie ny tongotrao; tsy ho rendrehana anie ny Mpiaro anao.
malagasy
Tsy mba havelany hangozohozo anie ny tongotrao; Tsy ho rendrehana anie ny Mpiaro anao.