Psalms 121:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy mba hamely anao ny masoandro nony andro, na ny volana nony alina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy hisy hamely anao, na ny masoandro amin’ny andro, na ny volana amin’ny alina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka tsy hamely anao ny masoandro, raha antoandro; tsy hamely anao ny volana, raha alina.
Malagasy Bible 1865
Ny masoandro tsy mba hamely anao nony andro, Na ny volana nony alina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy mba hamely anao ny masoandro nony andro, na ny volana nony alina.
malagasy
Ny masoandro tsy mba hamely anao nony andro, Na ny volana nony alina.