Psalms 121:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hiaro anao amin’ny ratsy rehetra NY TOMPO; eny, hiaro ny fanahinao Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hiaro anao amin’ny ratsy rehetra i Iaveh, hiaro ny fanahinao Izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny TOMPO hiambina anao amin’ny ratsy rehetra; eny, hiambina ny ainao Izy,
Malagasy Bible 1865
Jehovah hiaro anao amin'ny ratsy rehetra; Eny, hiaro ny fanahinao Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hiaro anao amin’ny ratsy rehetra NY TOMPO; eny, hiaro ny fanahinao Izy.
malagasy
Jehovah hiaro anao amin'ny ratsy rehetra; Eny, hiaro ny fanahinao Izy.Jehovah hiaro anao, na mivoaka na miditra, Hatramin'izao ka ho mandrakizay.