Psalms 121:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hiaro anao NY TOMPO, na mivoaka ny trano ianao na miditra, hatramin’izao ka ho mandrakizay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hiaro anao i Iaveh, na mivoaka na miditra ianao, hatramin’izao ka ho mandrakizay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
hiambina anao mandroso sy miverina manomboka izao ka ho mandrakizay!
Malagasy Bible 1865
Jehovah hiaro anao, na mivoaka na miditra, Hatramin'izao ka ho mandrakizay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hiaro anao NY TOMPO, na mivoaka ny trano ianao na miditra, hatramin’izao ka ho mandrakizay.
malagasy
Jehovah hiaro anao, na mivoaka na miditra, Hatramin'izao ka ho mandrakizay.