Psalms 122:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Faly aho, raha hoy izy ireo tamiko: Andeha isika ho any amin’ny tranon’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fihirana fiakarana. Nataon’i Davida. Nahazo hafaliana aho raha nilazana hoe: «Andeha isika ho any an-tranon’i Iaveh!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hira fiakarana. Nataon’i Davida. Faly aho raha nilazan’ireo namako hoe: «Andeha isika ho any an- tranon’ny TOMPO!»
Malagasy Bible 1865
Fihirana fiakarana. Nataon'i Davida. FALY aho, raha hoy izy ireo tamiko: Andeha isika ho any an-tranon'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Faly aho, raha hoy izy ireo tamiko: Andeha isika ho any amin’ny tranon’NY TOMPO.
malagasy
[Fifaliana ny amin'i Jerosalema sy fangatahan-tsoa ho azy] Fihirana fiakarana. Nataon'i Davida. FALY aho, raha hoy izy ireo tamiko: Andeha isika ho any an-tranon'i Jehovah.[Na: Fihirana misy hevitra ambaratonga]