Psalms 122:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny tongotray dia efa mijoro eo amin’ny vavahadinao, ry Jerosalema ô,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Indro fa tapitra ny dianay eto am-bavahadinao, ry Jerosalema.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
He ny tongotray efa mijadona eto am-bavahadinao, ry Jerosalema.
Malagasy Bible 1865
Ny tongotray efa mijoro Eo anatin'ny vavahadinao, ry Jerosalema ô,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny tongotray dia efa mijoro eo amin’ny vavahadinao, ry Jerosalema ô,
malagasy
Ny tongotray efa mijoro Eo anatin'ny vavahadinao, ry Jerosalema ô,