Psalms 122:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia ianao, ry Jerosalema, izay efa vita tahaka ny tanàna efa voalamina tsara;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ry Jerosalema, ianao voaorina toy ny tanàna, izay iraisan’ny zavatra rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ianao, ry Jerosalema, dia voaorina ho tanàna miray sady mirindra.
Malagasy Bible 1865
Dia ianao ry Jerosalema, izay efa vita Tahaka ny tanàna efa voalamina tsara;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia ianao, ry Jerosalema, izay efa vita tahaka ny tanàna efa voalamina tsara;
malagasy
Dia ianao ry Jerosalema, izay efa vita Tahaka ny tanàna efa voalamina tsara;