Psalms 122:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
any no iakaran’ny fokom-pirenena, dia ireo fokom-pirenen’NY TOMPO; lalàna amin’ny Israely izany mba hisaotra ny anaran’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ao no iakaran’ny foko, dia ny fokon’i Iaveh, araka ny lalàn’i Israely, mba hidera ny Anaran’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ao ireo fokon’i Israely, dia ireo fokon’ny TOMPO, no miakatra hidera ny TOMPO: fepetra ho an’i Israely izany.
Malagasy Bible 1865
Any no iakaran'ny firenena,Dia ireo firenen'i Jehovah (Lalàna amin'ny Isiraely izany). Mba hisaotra ny anaran'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
any no iakaran’ny fokom-pirenena, dia ireo fokom-pirenen’NY TOMPO; lalàna amin’ny Israely izany mba hisaotra ny anaran’NY TOMPO.
malagasy
Any no iakaran'ny firenena,Dia ireo firenen'i Jehovah (Lalàna amin'ny Isiraely izany). Mba hisaotra ny anaran'i Jehovah.