Psalms 122:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa any no misy ireo sezan’ny fitsarana, dia ny sezafiandrianan’ny mpianakavin’i Davida.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Voapetraka ao ny seza fitsarana, dia ny sezan’ny fianakavian’i Davida.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ao no ijoroan’ny sezafiandrianam-pitsarana, dia ny sezafiandrianan’ny taranak’i Davida.
Malagasy Bible 1865
Fa any no misy seza fitsarana mipetraka, Dia ny seza fiandrianan'ny mpianakavin'i Davida.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa any no misy ireo sezan’ny fitsarana, dia ny sezafiandrianan’ny mpianakavin’i Davida.
malagasy
Fa any no misy seza fitsarana mipetraka, Dia ny seza fiandrianan'ny mpianakavin'i Davida.