Psalms 122:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mangataha fiadanana ho an’i Jerosalema; hambinina anie izay tia anao;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manaova fanirian-tsoa ho an’i Jerosalema: ho sambatra anie ilay tia anao!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mangataha fiadanana ho an’i Jerosalema: «Fanambinana anie ho an’ireo mpitia anao!
Malagasy Bible 1865
Mangataha fiadanana ho an'i Jerosalema; Hambinina anie izay tia anao;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mangataha fiadanana ho an’i Jerosalema; hambinina anie izay tia anao;
malagasy
Mangataha fiadanana ho an'i Jerosalema; Hambinina anie izay tia anao;