Psalms 122:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fiadanana anie ho ao anatin’ireo mandanao; fanambinana anie ho ao amin’ireo lapanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hanjaka ao anatin’ny mandanao anie ny fiadanana, ary ao an-dapanao ny fanambinana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fiadanana anie ho ao amin’ireo mandanao! Fanambinana anie ho ao amin’ireo lapanao!
Malagasy Bible 1865
Fiadanana anie ho ao anatin'ny mandanao; Fanambinana anie ho ao an-dapanao
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fiadanana anie ho ao anatin’ireo mandanao; fanambinana anie ho ao amin’ireo lapanao.
malagasy
Fiadanana anie ho ao anatin'ny mandanao; Fanambinana anie ho ao an-dapanao