Psalms 122:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Noho ny rahalahiko sy ny namako no hilazako hoe: Fiadanana anie ho ao anatinao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Noho ireo rahalahiko aman-tsakaizako, dia mangataka fiadanana ho anao aho,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho ireo mpiray firenena amiko sy ireo sakaizako, aoka aho hiteny hoe: Fiadanana anie ho ao aminao;
Malagasy Bible 1865
Noho ny rahalahiko sy ny namako No hanaovako hoe Fiadanana anie ho ao anatinao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Noho ny rahalahiko sy ny namako no hilazako hoe: Fiadanana anie ho ao anatinao.
malagasy
Noho ny rahalahiko sy ny namako No hanaovako hoe Fiadanana anie ho ao anatinao.Noho ny tranon'i Jehovah Andriamanitsika Dia hitady izay hahatsara anao aho.