Psalms 122:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Noho ny tranon’NY TOMPO Andriamanitsika dia hitady izay hahatsara anao aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Noho ny tranon’ny Andriamanitsika, dia maniry fahasambarana ho anao aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
noho ny tranon’ny TOMPO Andriamanitray, avelao aho hirary soa ho anao!»
Malagasy Bible 1865
Noho ny tranon'i Jehovah Andriamanitsika Dia hitady izay hahatsara anao aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Noho ny tranon’NY TOMPO Andriamanitsika dia hitady izay hahatsara anao aho.
malagasy
Noho ny tranon'i Jehovah Andriamanitsika Dia hitady izay hahatsara anao aho.