Psalms 123:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aminao no anandratako ny masoko, ry Ilay mitoetra any an-danitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fihirana fiakarana. Miandrandra Anao ny masoko, dia Ianao izay mitoetra any an-danitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hira fiakarana. Aminao no anandratako ny masoko, ry Ilay mitoetra any an-danitra.
Malagasy Bible 1865
Fihirana fiakarana. Aminao no anandratako ny masoko, Ry Mpitoetra any an-danitra ô.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aminao no anandratako ny masoko, ry Ilay mitoetra any an-danitra.
malagasy
[Fanantenana an'Andriamanitra hanafaka amin'ny fanebahana sy ny fanamavoana] Fihirana fiakarana. Aminao no anandratako ny masoko, Ry Mpitoetra any an-danitra ô.[Na: Fihirana misy hevitra ambaratonga]