Psalms 123:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mamindrà fo aminay, TOMPO ô, mamindrà fo aminay, fa tototry ny fanamavoana loatra izahay;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mamindrà fo aminay, ry Iaveh ô, mamindrà fo aminay, fa efa tototry ny faniratsirana izaitsizy izahay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Iantrao izahay, TOMPO ô, iantrao fa tototry ny eso ela loatra;
Malagasy Bible 1865
Mamindrà fo aminay, Jehovah ô, mamindrà fo aminay; Fa tototry ny fanamavoana loatra izahay;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mamindrà fo aminay, TOMPO ô, mamindrà fo aminay, fa tototry ny fanamavoana loatra izahay;
malagasy
Mamindrà fo aminay, Jehovah ô, mamindrà fo aminay; Fa tototry ny fanamavoana loatra izahay;Eny, tototry ny famingavingan'ny miadana ny fanahinay, Sy tototry ny fanamavoan'ny mpiavonavona.