Psalms 123:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
eny, tototra loatra izahay, dia ny famingavingan’ny miadana sy ny fanamavoan’ny mpiavonavona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa nanototra ny fanahinay izaitsizy, ny famingavingan’ny mpirehareha, ny fanevatevan’ny mpiavonavona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ela loatra no tototry ny tebak’ireo tretrika izahay, sy tototry ny eson’ireo mpiavonavona!
Malagasy Bible 1865
Eny, tototry ny famingavingan'ny miadana ny fanahinay, Sy tototry ny fanamavoan'ny mpiavonavona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
eny, tototra loatra izahay, dia ny famingavingan’ny miadana sy ny fanamavoan’ny mpiavonavona.
malagasy
Eny, tototry ny famingavingan'ny miadana ny fanahinay, Sy tototry ny fanamavoan'ny mpiavonavona.