Psalms 124:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha tsy NY TOMPO no nomba antsika; eny, aoka holazain’ny Israely hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fihirana fiakarana. Nataon’i Davida. Raha tsy nomba antsika i Iaveh, - aoka i Israely hitory izany, -
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hira fiakarana. Nataon’i Davida. Raha tsy ny TOMPO no nomba antsika... –Aoka ny vahoaka Israely hilaza hoe:
Malagasy Bible 1865
Fihirana fiakarana. Nataon'i Davida. Raha tsy Jehovah no nomba antsika, Eny, aoka hataon'ny Isiraely hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha tsy NY TOMPO no nomba antsika; eny, aoka holazain’ny Israely hoe:
malagasy
[Fisaorana an'Andriamanitra noho ny nanafahany ny mpanompony saiky tra-doza] Fihirana fiakarana. Nataon'i Davida. Raha tsy Jehovah no nomba antsika, Eny, aoka hataon'ny Isiraely hoe: [Na: Fihirana misy hevitra ambaratonga]