Psalms 124:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha tsy NY TOMPO no nomba antsika, raha nitsangana hamely antsika ny olona,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
raha tsy nomba antsika i Iaveh, fony nitsangan-kamely antsika ny olona...
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Raha tsy ny TOMPO no momba antsika tamin’ny namelezan’ny olona antsika,
Malagasy Bible 1865
Raha tsy Jehovah no nomba antsika, Raha nitsangana hamely antsika ny olona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha tsy NY TOMPO no nomba antsika, raha nitsangana hamely antsika ny olona,
malagasy
Raha tsy Jehovah no nomba antsika, Raha nitsangana hamely antsika ny olona.