Psalms 124:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia ho nitelina antsika velona izy; raha nirehitra tamintsika ny fahatezerany
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ho nateliny velona mihitsy isika, raha nirehitra tamintsika ny fahatezerany;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia ho nateliny velona tokoa isika satria nirehitra loatra ny havinirany;
Malagasy Bible 1865
Dia nitelina antsika velona izy, Raha nirehitra tamintsika ny fahatezerany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia ho nitelina antsika velona izy; raha nirehitra tamintsika ny fahatezerany
malagasy
Dia nitelina antsika velona izy, Raha nirehitra tamintsika ny fahatezerany;