Psalms 124:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia ho nandifotra antsika ny rano ary nanafotra antsika ny riaka;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ho natelin’ny rano isika, ho nandeha teo ambonin’ny fanahintsika ny riaka be.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
eny, ho toy ny rano nandifotra antsika ireo, ho toy ny riaka nanafotra antsika,
Malagasy Bible 1865
Dia nandifotra antsika ny rano, Ary nanafotra ny fanahintsika ny riaka;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia ho nandifotra antsika ny rano ary nanafotra antsika ny riaka;
malagasy
Dia nandifotra antsika ny rano, Ary nanafotra ny fanahintsika ny riaka;