Psalms 124:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
eny, ho nanafotra antsika ny rano misafoaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tao ambonin’ny fanahintsika no ho nandehanan’ny rano mirimorimo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ho toy ny rano misamboaravoara nanafotra antsika.»
Malagasy Bible 1865
Eny, nanafotra ny fanahintsika Ny rano misafoaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
eny, ho nanafotra antsika ny rano misafoaka.
malagasy
Eny, nanafotra ny fanahintsika Ny rano misafoaka.