Psalms 124:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Isaorana anie NY TOMPO izay tsy nanolotra antsika ho rembin’ny nifiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hisaorana anie i Iaveh, fa tsy natolony tamin’ny nifin’ireo isika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hisaorana anie ny TOMPO tsy nahafoy antsika horotidrotehin’ny vangin’ireo!
Malagasy Bible 1865
Isaorana anie Jehovah, Izay tsy nanolotra antsika ho rembin'ny nifiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Isaorana anie NY TOMPO izay tsy nanolotra antsika ho rembin’ny nifiny.
malagasy
Isaorana anie Jehovah, Izay tsy nanolotra antsika ho rembin'ny nifiny.