Psalms 124:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Isika dia afa-nandositra tahaka ny vorona afaka tamin’ny fandriky ny mpihaza; tapaka ny fandrika ka afaka isika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Afaka ny fanahintsika toy ny fody nitsoaka tamin’ny fandrika haraton’ny mpihaza: tapaka ny fandrika dia afaka isika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Toy ny fody afa-pandrika harato isika: rovitra ny harato, ka afaka isika!
Malagasy Bible 1865
Ny fanahintsika dia efa afaka tahaka ny vorona afaka tamin'ny fandriky ny mpihaza: Tapaka ny fandrika, ka afaka isika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Isika dia afa-nandositra tahaka ny vorona afaka tamin’ny fandriky ny mpihaza; tapaka ny fandrika ka afaka isika.
malagasy
Ny fanahintsika dia efa afaka tahaka ny vorona afaka tamin'ny fandriky ny mpihaza: Tapaka ny fandrika, ka afaka isika.Ny famonjena antsika dia amin'ny anaran'i Jehovah, Mpanao ny lanitra sy ny tany.