Psalms 124:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny famonjena antsika dia amin’ny anaran’NY TOMPO, Mpanao ny lanitra sy ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny famonjena antsika dia amin’ny Anaran’i Iaveh, izay nanao ny lanitra sy ny tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny famonjena antsika dia ny anaran’ny TOMPO, Mpanao ny lanitra sy ny tany.
Malagasy Bible 1865
Ny famonjena antsika dia amin'ny anaran'i Jehovah, Mpanao ny lanitra sy ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny famonjena antsika dia amin’ny anaran’NY TOMPO, Mpanao ny lanitra sy ny tany.
malagasy
Ny famonjena antsika dia amin'ny anaran'i Jehovah, Mpanao ny lanitra sy ny tany.