Psalms 125:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tahaka ny tendrombohitra manodidina an’i Jerosalema no anodidinan’NY TOMPO ny olony hatramin’izao ka ho mandrakizay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Jerosalema mirehitra tendrombohitra manodidina azy: i Iaveh manodidina ny vahoakany toy izany koa, hatramin’izao ka ho mandrakizay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tendrombohitra no manodidina an’i Jerosalema; ny TOMPO koa manodidina ny vahoakany, hatrizao ka ho mandrakizay
Malagasy Bible 1865
Tahaka ny tendrombohitra manodidina an'i Jerosalema No anodidinan'i Jehovah ny olony Hatramin'izao ka ho mandrakizay
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tahaka ny tendrombohitra manodidina an’i Jerosalema no anodidinan’NY TOMPO ny olony hatramin’izao ka ho mandrakizay.
malagasy
Tahaka ny tendrombohitra manodidina an'i Jerosalema No anodidinan'i Jehovah ny olony Hatramin'izao ka ho mandrakizay