Psalms 125:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tsy hitoetra eo amin’ny anjaran’ny marina ny tehim-panjakan’ny ratsy fanahy, fandrao hanainga ny tanany hanendry zava-dratsy ny marina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy hitoetra eo amin’ny lovan’ny marina ny tehim-panjakan’ny ratsy fanahy, mba tsy hanaingan’ny olo-marina, ny tanany hanao ratsy koa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsia, tsy haharitra amin’ny anjaran’olo-marina ny tehim-panjakàn’olon-dratsy, sao dia ny olo-marina indray no hiroso hanao ny tsy rariny.
Malagasy Bible 1865
Fa tsy hitoetra eo amin'ny anjaran'ny marina ny tehim-panjakan'ny ratsy fanahy, Fandrao ny marina haninjitra ny tànany hanendry zava-dratsy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tsy hitoetra eo amin’ny anjaran’ny marina ny tehim-panjakan’ny ratsy fanahy, fandrao hanainga ny tanany hanendry zava-dratsy ny marina.
malagasy
Fa tsy hitoetra eo amin'ny anjaran'ny marina ny tehim-panjakan'ny ratsy fanahy, Fandrao ny marina haninjitra ny tànany hanendry zava-dratsy.