Psalms 125:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
TOMPO ô, manaova soa amin’ny tsara sy ny mahitsy fo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Iaveh ô, totofy soa ny tsara fanahy, sy ny mahitsy fo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hasoavy, TOMPO ô, ny tsara fanahy mbamin’ireo olona mahitsy fo.
Malagasy Bible 1865
Jehovah ô, manaova soa amin'ny tsara Sy ny mahitsy fo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
TOMPO ô, manaova soa amin’ny tsara sy ny mahitsy fo.
malagasy
Jehovah ô, manaova soa amin'ny tsara Sy ny mahitsy fo.Fa izay mivily ho amin'ny sakeli-dalana mivilivily Dia horoahin'i Jehovah miaraka amin'ny mpanao ratsy anie. Fiadanana anie ho amin'ny Isiraely.