Psalms 125:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa izay mivily ho amin’ny sakeli-dalana mivilivily dia horoahin’NY TOMPO miaraka amin’ny mpanao ratsy! Fiadanana anie ho amin’ny Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa raha ireo mivily amin’ny lala-miolikolika kosa, aoka izy hafoin’i Iaveh miaraka amin’izay manao ratsy. Fiadanana anie ho amin’i Israely!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa izay mivoana any amin’ny lala-miolikolika kosa dia aoka horoahin’ny TOMPO miaraka amin’ny mpanao ratsy! Ny fiadanana anie ho amin’i Israely!
Malagasy Bible 1865
Fa izay mivily ho amin'ny sakeli-dalana mivilivily Dia horoahin'i Jehovah miaraka amin'ny mpanao ratsy anie. Fiadanana anie ho amin'ny Isiraely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa izay mivily ho amin’ny sakeli-dalana mivilivily dia horoahin’NY TOMPO miaraka amin’ny mpanao ratsy! Fiadanana anie ho amin’ny Israely.
malagasy
Fa izay mivily ho amin'ny sakeli-dalana mivilivily Dia horoahin'i Jehovah miaraka amin'ny mpanao ratsy anie. Fiadanana anie ho amin'ny Isiraely.