Psalms 126:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fahiny dia feno hehy ny vavantsika ary feno fihobiana ny lelantsika; tamin’izay dia izao no notenenin’ny Jentilisa: Zava-dehibe no nataon’NY TOMPO ho an’ireny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izany ny vavantsika nanao hobin-kafaliana, ny lelantsika nanao hira firavoravoana. Fahizay izao no ambentinteny amin’ny firenena: «Nanao zava-dehibe ho azy ireo i Iaveh.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tonga feno hehy isika sady feno fihobiana. Tamin’izany ireo hafa firenena dia loa-bolana hoe: «Zava-dehibe no nataon’ny TOMPO taminy!»
Malagasy Bible 1865
Fahizay dia feno hehy ny vavantsika Sy fihobiana ny lelantsika; Dia natao tany amin'ny Jentilisa hoe: Zava-dehibe no nataon'i Jehovah ho an'ireny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fahiny dia feno hehy ny vavantsika ary feno fihobiana ny lelantsika; tamin’izay dia izao no notenenin’ny Jentilisa*: Zava-dehibe no nataon’NY TOMPO ho an’ireny.
malagasy
Fahizay dia feno hehy ny vavantsika Sy fihobiana ny lelantsika; Dia natao tany amin'ny Jentilisa hoe: Zava-dehibe no nataon'i Jehovah ho an'ireny.