Psalms 126:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tanteraho, TOMPO ô, ny fampodiana anay avy amin’ny fahababoana, tahaka ny fiverenan’ny riaka any Negeva.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Iaveh ô, avereno ny anay voababo, toy ny ampandehananao ny ranon-driaka ao amin’ny Negeba.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avereno ho firenena matanjaka izahay, TOMPO ô, toy ny anondrahan’ny ranotrambo an’i Negeba.
Malagasy Bible 1865
Tanteraho, Jehovah ô, ny ham-podiana anay avy amin'ny fahababoana, Tahaka ny fiverenan'ny riaka any amin'ny tany atsimo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tanteraho, TOMPO ô, ny fampodiana anay avy amin’ny fahababoana, tahaka ny fiverenan’ny riaka any Negeva.
malagasy
Tanteraho, Jehovah ô, ny ham-podiana anay avy amin'ny fahababoana, Tahaka ny fiverenan'ny riaka any amin'ny tany atsimo.