Psalms 126:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay mamafy am-pitomaniana dia hijinja amim-pifaliana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay mamafy amin-dranomaso, hijinja amin-kafaliana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay mamafy amin-dranomaso no hijinja amim-pihobiana.
Malagasy Bible 1865
Izay mamafy am-pitomaniana Dia hijinja am-pifaliana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay mamafy am-pitomaniana dia hijinja amim-pifaliana.
malagasy
Izay mamafy am-pitomaniana Dia hijinja am-pifaliana.Mandeha mitomany mitondra ny voa afafiny izy, Fa hiverina mitondra ny amboarany amin'ny fihobiana kosa.