Psalms 126:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mandeha mitomany mitondra ny voa hafafiny izy fa hiverina mitondra ny amboarany amin’ny fihobiana kosa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mandeha izy, mandeha amim-pitomaniana, mitondra sy mamafy ny voa famafiny. Hiverina kosa izy manao hobin-kafaliana, mitondra ny amboara avy amin’ny fijinjàny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny tokoa, mandroso no tomany mivesatra ny voa hafafy; fa nony miverina, feno fihobiana mivesatra ny amboaram-bokatra.
Malagasy Bible 1865
Mandeha mitomany mitondra ny voa afafiny izy, Fa hiverina mitondra ny amboarany amin'ny fihobiana kosa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mandeha mitomany mitondra ny voa hafafiny izy fa hiverina mitondra ny amboarany amin’ny fihobiana kosa.
malagasy
Mandeha mitomany mitondra ny voa afafiny izy, Fa hiverina mitondra ny amboarany amin'ny fihobiana kosa.