Psalms 127:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Zava-poana ho anareo ny mifoha maraina sy ny alim-pandry ka homana ny hanina azo amin’ny fahasahiranana; izany anefa dia omeny ihany ho an’ny malalany na dia matory aza izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy misy vokany ny fifohazanareo mbola tsy mipoaka ny andro, sy ny iaorianam-pandriana, mihinana ny hanim-pahoriana. Fa ny malalany dia omeny tsy latsaka izany eo am-patoriany fotsiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Sasa-poana ianareo mifoha maraina sy miari-tory, misahirana tokoa ny amin’izay hohanina. Izany kosa dia omen’ny TOMPO an’ireo olon-tiany mbola matory.
Malagasy Bible 1865
Zava-poana ho anareo ny mifoha maraina Sy ny alim-pandry Ka homana ny hanina azo amin'ny fahasahiranana; Izany anefa dia omeny ihany ho an'ny malalany, na dia matory aza izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Zava-poana ho anareo ny mifoha maraina sy ny alim-pandry ka homana ny hanina azo amin’ny fahasahiranana; izany anefa dia omeny ihany ho an’ny malalany na dia matory aza izy.
malagasy
Zava-poana ho anareo ny mifoha maraina Sy ny alim-pandry Ka homana ny hanina azo amin'ny fahasahiranana; Izany anefa dia omeny ihany ho an'ny malalany, na dia matory aza izy.